Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

1- Tena sakaizanao ve Jesosy?

Tena sakaizanao ve Jesosy?... sa mahafantatra Azy sy ny tantarany fotsiny ianao?
Raha efa tena sakaizany ianao dia miara-mitoetra aminao Izy ary miaraka aminao n'aiza n'aiza misy anao ka mandamina sy manamboatra ny fiainanao, ary ianao koa afaka mizara izay hetahetam-ponao Aminy satria Ampy ho anao ny Fahasoavany!

 

Partages Chrétiens via Facebook

 




16/04/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres