Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

2- Alaviro ny afobe

NY MAHA SAMY HAFA NY AFON'ANDRIAMANITRA SY NY AFOBE

 

Ny Afon'Andriamanitra dia Afo mitondra Fanosorana na mandevona izay rehetra tsy mifanaraka amin'ny Sitrapony. Ny "afobe" na "farihy mirehitra afo" kosa dia fampahoriana sy fangirifiriana mandrakizay. Alaivo sary an-tsaina ange, raha misy faritra may ny tenanao, na mandalo afo fotsiny toy inona no fangirifiriana entiny, any amin'ny afobe anefa dia mbola fangirifiriana mihoatra noho ny ety antany no tsapa sady ny vatana iray manontolo no mirotsaka ao amin'izany farihy mirehitra afo izany!... raha mbola azo atao, aleo ihany alavirina ny mankany e! 

 

Partages Chrétiens via Facebook

 



16/04/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres