Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Deraina Ianao Adonaï

Deraina Ianao Adonaï

Deraina Ianao El Shaddai

Asandratray ny anaranao

Deraina Ianao Jesoa

 

Fiv: Fo iray no hiderana Anao

      Ambonin'izao rehetra izao

      Mendrika ho deraina Ianao

      Inty aho ho fitaovanao

      Ampiasao araka izay tianao

      Hitoetra ao Aminao aho: mandrakizay

 




05/03/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres