Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Izao no faniriako

Izao no faniriako ny hanompo Anao

Tompo, Mamin’ny foko ny hitia Anao

Izao no hetahetako ny hidera Anao

Sy hanandratra avo ny Anaranao

 

Omeko Anao ny foko

Sy ny aiko rehetra

Ho Anao tsy misy fetra

Indraindray reraka aho

Sy malemy koa

Ianao manao lalana ho ahy

 




25/04/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres