Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Ampy ahy

Tompo ô, ampy ahy raha Ianao

Ianao ilay tsy mba mandao

Ka n'inona n'inona hitranga

Ianao tsy mety mahafoy ahy

 

Ny olana mety handalo, tsy azo fefena

Ny olona mety handao, tsy azo terena

Ampy ahy Ianao, ho ahy manontolo

Ny fitiavanao ampijoroko

N'inona hiseho

Izaho tsy hitoreo

Tompo ô Ampy ahy Ianao

 



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres