Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Hitoetra eo anilanao

Hitoetra eo anilanao

No faniriako izao

Tompo ô ny ao anatiko ao

Maniry mafy Anao

Ianao ilay mahasambatra ahy

Ianao ilay tena tia ahy

 

Ianao ilay tokan'ny fiainako

Ianao tsy mba mahafoy ahy

Tokin'ny foko fitarainako

Eo anilanao Tompo ô, eo no mahatsara ahy



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres