Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Mila Anao aho Tompo

Ianao no itokiako

Ianao no fifaliako

Tompo ô Ianao

Tompo ô Ianao

 

Ianao no fandreseko 

Ianao no fiereko

Tompo ô Ianao

Tompo ô Ianao

 

Fa Ianao Tompo ô

Ianao no anton'ny fiainako

Fa Ianao Tompo ô

Ianao zava-dehetra amiko

 

Mila Anao aho Tompo 

Na dia manana aza

Mila Anao aho Tompo

Na dia sahirana aza

Mila Anao aho Tompo

Fa Ianao no ilaiko

 

Mila Anao aho Tompo

Na anaty fifaliana

Mila Anao aho Tompo

Na anaty fahoriana

Mila Anao aho Tompo

Fa Ianao no ilaiko

 

Ianao no antenaiko 

Ianao no andrandraiko

Tompo ô Ianao

 

Ianao no faniriako

Ianao no tena tiako

Tompo ô Ianao

 

Fa Ianao Tompo ô

Ianao no anton'ny fiainako

Fa Ianao Tompo ô

Ianao zava-dehetra amiko

 

Mila Anao aho Tompo

Na anatin'ny alina aza

Mila Anao aho Tompo

Na mazava ny andro

Mila Anao aho Tompo

Fa Ianao no ilaiko

 

Mila Anao aho Tompo

Na mety izay atao

Mila Anao aho Tompo

Na hoe izao sy izao

Mila Anao aho Tompo

Fa Ianao no ilaiko

 

Mila Anao aho Tompo

Na matanjaka aza

Mila Anao aho Tompo

Na mbola malemy aho 

Mila Anao aho Tompo

Fa Ianao no ilaiko

 

Mila Anao aho Tompo

Na manana aza

Mila Anao aho Tompo

Na mbola sahirana aza

Mila Anao aho Tompo

Fa Ianao no ilaiko










 

 

 




12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres