Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Misandràta indray

Amin'ny avo ny fiandriananao

Ka ny lanitra: fitoeranao

Tsy misy avo noho Ianao

Izao rehetra izao

Miankohoka Aminao

 

   Misandràta indray Tompo ô 

   Misandràta indrindra Ianao

   Aoka ho feno Anao

   Izao rehetra izao

   Tompo ô, misandràta Ianao

 


 




12/05/2012
1 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres