Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Tompon'ny hery
Tompo, Ianao no hiankohofan'izao rehetra izao
Fa Ianao Tompo, tsisy hery mahatohitra Anao
Ianao no ho derainay
Ianao no hasandratray
Ho Anao ny voninahitra
Dera mandrakizay
Tompon'ny hery
Tompon'ny saiko
Tompon'izao rehetra izao Ianao
Tompon'ny foko
Tompon'ny aiko
Tompon'izao rehetra izao Ianao
Tompo Ianao (x4)
A découvrir aussi
- Hillsong - I will run to You (Hanaraka Anao aho)
- Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Tompo ô mamiko Ianao
- Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Aminao ny finoako
Retour aux articles de la catégorie Paroles de chansons/ Tononkira -
⨯
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres