Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Andriamanitra mahery

Andriamanitra mehery ny Andriamanitray e

Fa potika ny fahotana nanaovany azy

Azon'ny ny fandresena mandrakizay e

Fahefana atolory Azy eh, 

Fanajana no mendrika Azy

 

Andriamanitra fitiavana

Izy no Tompon'ny tafika arahinay

Andriamanitra fitiavana

Izy no lohan'ny faneva hisoroanay

 

Ankalazaina ny anaranao

Ambonin'izao rehetra izao

Ho ren'ny tany aman-danitra

Jesosy Tompon'ny lanitra

 

Andriamanitra mahery ny Andriamanitray e

Fa na ny fasana aza tsy nahatazona Azy

Nitsangana ho velona mandrakizay e

Fahefana atolory Azy e

Fanajana no mendrika Azy

 

 

 



19/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres