Hillsong - Holy spirit rain down / Fanahy Masina ô, avia
ANGLAIS:
Spirit rain down, rain down
Oh Comforter and Friend
How we need Your touch again
Holy Spirit rain down, rain down
Let Your power fall
Let Your voice be heard
Come and change our hearts
As we stand on Your word
Holy Spirit rain down
No eye has seen, no ear has heard
No mind can know what God has in store
So open up heaven, open it wide
Over Your church and over our lives
MALGACHE:
Fanahy Masina ô, avia, midina
Mpananatra mpiahy
Mila ny kasikao izahay
Fanahy Masina ô, avia fenoy izahay
Tongava amin'ny herinao, mitenena Ianao
Ovay ny fonay, tanteraho ny teninao
Fanahy Masina ô! midina
Izay tsy mbola fahita
Izay tsy fandre
Saro-patarina
Nomanin'ny Ray ho anay
Mitsoka ny rivotra, arotsay ny oranao
Amin'ny fiangonanao
Ary amin'ny fiainanay
Fanahy Masina ô! midina
A découvrir aussi
- Tononkira: Rija Rasolondraibe - Avelao
- Paroles: Majesté
- Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Jesoa Ianao no derainay
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres