Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Ambony indrindra

Raha samy hery izay fantantro

Raha samy fahefana hitako

Fanjakana sy fiandrianana

Tsy misy azo oharina Aminao

 

Izao rehetra izay hita izao

Indro miankohoka eo anatrehanao

Mpanjaka Ianao Andriamanitra

Ilay Mpahary sy Mpamonjy ahy

 

Nombohina Ianao ka maty ho anay

Nitsangana ka tonga hery ho ahy

Jesosy o! Ianao no fiainako

Tsy misy ny azo oharina Aminao

 




12/06/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres