Tononkira: Asandratro ny anaranao
Asandratro ny anaranao
Tompo ô, hihira aho ho Anao
Ny fiainako hanjakanao
Tonga Ianao mba hamonjy ahy
Avy any an-danitra Ianao
Ho ety an-tany
Tety an-tany Ianao
Ka maty ho anay
Avy eo nitsangana Ianao
Ho any an-danitra indray
Ny anaranao no derainay
A découvrir aussi
- Lyrics: Hillsong - With all I am
- Lyrics: Oslo Gospel Choir - You are holy, Prince of peace
- Tononkira: Shine (Patrick Andrianarivo) -Tsy misy tia ahy toa Anao
Retour aux articles de la catégorie Paroles de chansons/ Tononkira -
⨯
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres