Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Shine (Patrick Andrianarivo) -Tsy misy tia ahy toa Anao

Tamin'ny fotoana iray

Nisedra ady mafy aho

Efa nila tsy ahatanty 

Fa teo foana Ianao

Ho tsiaro ao an-tsaiko

Mandrakizay

Tsy misy tia ahy toa Ianao

Tsy misy tia ahy toa Ianao

 

Tsy navelanao ho irery teo aho

Fa Ianao namafa ny ranomasoko

Natrakanao aho

Nomenao fifaliana indray

Tsy misy tia ahy toa Anao

 

Ho tsiaro ao an-tsaiko

Mandrakizay

Tsy misy tia ahy toa Ianao

Tsy misy tia ahy toa Ianao



06/01/2014
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres