Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Groupe BA - Fanahy o! midina Ianao

Fanahy o! midina Ianao

Ka fenoy tanteraka aho

Rakofy ny ny herinao aho

Mba handeha tsy ho reraka

 

Tena mila Anao ny tontolom-piainako

Tsy mahefa n'inona n'inona aho

Raha tsy eo Ianao

Fa ny herinao irery ihany

No mba mampatanjaka ahy

Raha mandresy aho

Dia noho Ianao



28/11/2013
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres