Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Foiko ho anao

Foiko ho Anao ny fisiako

Omeko ny ahiahy

Foiko ny foko sy fanahy

Ianao nifidy ahy no fidiko

Vatolampiko Ianao

Ho fiereko hatrizao

 

Novonjenao aho ka hanjakao

Fenoy ny hasirsira ny hasinao

Velomy ao ampoko ny hery vaikan'aina avy Aminao

Ho velon'aina aho noho ny fanahinao

 

Ho ao amin'ny andro faha-fito aho

Ny fitondrana omeko  Anao

Izay mety ho ambom-po ravao

Ianao sy ao Aminao 

Vao isan'andro izao

Fitsaharako Ianao



19/10/2012
1 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres