Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Vonona ny foko Tompo ô!

Vonona ny foko Tompo o!

Hiaino ny Teninao ankehitriny

Miondrika eo an-tongotrao aho

Hiditra amin’ny fanatrehanao izao

Harotsahy eto ny hosotra

Hameno ny vahoakanao ankehitriny

Vonona ny foko Tompo o!

Hiaino ny teninao

 

   Ny Teninao Tompo!

   No tsy mba miova

   Omaly sy anio

   Mandrakizay doria

   Sy ny ho avy

   Ny Teninao Tompo o!

   Mandrindra ny fiainako

   Vonona ny foko Tompo o!

   Handray ny teninao.



25/04/2012
1 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres