Tononkira: Jesosy Tompo Mpanjakan'ny Mpanjaka
Jesosy Tompo Mpanjakan'ny mpanjaka
Jesosy Tompon'ny fahefana rehetra
Izy ilay efa namonjy antsika very
Nahatonga antsika ho zanak'Andriamanitra
Ho Azy ny saotra
Ho Azy ny dera
Ho Azy ny laza
Ho Azy ny hery
Fa Izy no tena mendrika izany
Yaye, hosana hosana
Yaye, dera haleloia
Yaye, derao ny Tompo
Yaye, fa Izy no mpanjaka
Izy ilay efa namonjy antsika very
Nahatonga antsika ho zanak'Andriamanitra
Ho Azy ny saotra
Ho Azy ny dera
Ho Azy ny laza
Ho Azy ny hery
Fa Izy no tena mendrika izany
Derao (x3)
Hobio (x3)
Ankalazao (x6)
A découvrir aussi
- Gospel River - Oh happpy day
- Lyrics: Oslo Gospel Choir - Open the eyes of my heart / Sokafy ny mason'ny foko
- Tononkira: Rija Rasolondraibe - Hijanona aho anio
Retour aux articles de la catégorie Paroles de chansons/ Tononkira -
⨯
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres