Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Ambany elatrao

Ambany elatrao no tiako hitoerana

Raha tojo tafiotra ny fiainako

Tsy misy toerana hafa azo antoka

Fa eo Aminao no iriko

Eo anilanao no tiako

 

Tompo ô mahatoky aho 

Fa mialoka Aminao

Ny tànanao no manodidina ahy

Ireo tebitebin'ny fo dia hangina avokoa

Mitsahatra aho ambany elatrao



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres