Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Andron'ny Tompo
Fiv: Asandrato anio ny hira fiderana
Ndao hiara hanandratra Azy
Amim-pifaliana no ankalazana
Andron'ny Tompo anio
Ny volana aman-kintana (hidera Azy)
Ny lanitry ny lanitra (hidera Azy)
Ny anjeliny rehetra (hidera Azy)
Andron'ny Tompo anio
Fiv:...
Ny vorona manidina (hidera Azy)
Ny rano mikoriana (hidera Azy)
Izay manam-pofonanaina (hidera Azy)
Andron'ny Tompo anio
A découvrir aussi
- Hillsong - Came to me rescue
- Tononkira: Rija Rasolondraibe - Ho avy Izy
- Lyrics: The Brooklyn Tabernacle Choir - Everything I desire
Retour aux articles de la catégorie Paroles de chansons/ Tononkira -
⨯
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres