Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Avia ankalazao

Avia ankalazao

Ankalazao ny Tompo

Jesoa mpanjaka 

No deraina mandrakizay

 

Aoka hifaly izao rehetra izao

Hihoby mafy sy ankalaza Anao

Fa Anao ny fanjakana

Ny hery sy fahefana

Jesoa Mpanjaka

No deraina mandrakizay

 



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres