Tononkira: Rehefa misaina
Raha dinihina marina ny fiainantsika dia tsy toy izao isika raha tsy ny fitiavan'Andriamanitra. Mendrika ny ho deraina Izy satria lehibe ny famindrapony. Inona tokoa moa no dikan'ny hoe "Haleloia"? Tsy inona akory fa fiderana ny Tompo izany! Eny, DERAINA NY TOMPO fa mendrika Azy izany!
__________________________________________________________________________
Rehefa misaina ny fitiavan'I Jesosy aho
Sy izay rehatra nataony tamiko
Te-hiantso mafy aho hoe: Haleloia!
Isaorako Azy ny fitiavany
Rehefa misaina ny fanasitranan'I Jesosy aho
Sy izay rehetra nataony tamiko
Te-hiantso mafy aho hoe: Haleloia!
Isaorako Azy ny fanasitranany
Rehefa misaina ny famonjen'I Jesosy aho
Sy izay rehetra nataony tamiko
te-hiantso mafy aho hoe: Haleloia!
Isaorako Azy ny famonjeny
A découvrir aussi
- Tononkira: GMMC - Ho anao io
- Paroles: New Gospel Family - Tu es mon réconfort
- Tononkira: Rija Rasolondraibe - Derao
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres