Tononkira: Rija Rasolondraibe - Derao
Derao
Derao
Derao dia ankalazao
Aiza ny hiakam-pifaliana
Asandrato ny fohobiana
Any amin'ny avo indrindra
Ray sy zanaka fanahy
Any amin'ny avo indrindra
Dera sy laza no atolotray
Any amin'ny avo indrindra
Hery sy haja mandrakizay
Any amin'ny avo indrindra
Oh Jesosy malala ô
Any amin'ny avo indrindra
Izahay tsy hiala e
Any amin'ny avo indrindra
Hiaraka aminao
Any amin'ny avo indrindra
Hanandratra Anao
Any amin'ny avo indrindra
Dia indreto izahay Jesoa
Avy manantonana Anao
Ny fonay iray Jesoa
Entina hiderana Anao
Fa manina ny kianjanao
Hanao fihiram-baovao
Hanatitra fankalazana
Dia hijoro amin'ny fiderana
Anao ny fiandrianana
Eo anivon'ny fiderana
Anao ny fiandrianana
Eo anivon'ny fiderana Anao
Derao
Derao
Derao dia ankalazao
Izy mendrika ho deraina
Asandrato ny fo sy saina
Any amin'ny avo indrindra
Ray sy zanaka fanahy
Any amin'ny avo indrindra
Dera sy laza no atolotray
Any amin'ny avo indrindra
Hery sy haja mandrakizay
Any amin'ny avo indrindra
Oh Jesosy malala ô
Any amin'ny avo indrindra
Izahay tsy hiala e
Any amin'ny avo indrindra
Hiaraka aminao
Any amin'ny avo indrindra
Hanandratra Anao
Any amin'ny avo indrindra
A découvrir aussi
- Tononkira: Rija Rasolondraibe - Mahay ny zavatra rehetra
- Lyrics: Hillsong - Lover of my soul
- Tononkira: Groupe BA - Fanahy o! midina Ianao
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres