Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Mahay ny zavatra rehetra

Misaotra anao izahay

Noho ny haben’ny fitiavanao

Fa na tombon’andro na fofon’aina

Tsy misy tsy nomenao

Mahatsiaro sambatra

Heniky ny fitahiana

Noho ny famindramponao

Nahita ny herin’ny fifaliana

Ka misaotra anao izahay

 

Mahay manao ny zava-drehetra Ianao

Andriamanitry ny fahagagana

Famonjena

Fiantrana

Fo onena

Famelana

Aim-baovao

Fa ny fitiavany anao

 

Mahay manao ny zava-drehetra Ianao

Andriamanitry ny fahalalana

Fitahiana

Fitondrana

Fifaliana

Famelana

Aim-baovao

Fa ny fitiavany anao

 

Mankasitraka misaotra

Fa efa nanararaotra ny fanatrehanao

Voakasiky ny herin’ny fanahy izahay

Vavolombelona fa velona Ianao

Tafa-toetra tamana, amin’ny firaisana amin’ny fanahinao

Nilatsahan’ny fanavaozan-tsaina

Velon’aina ka misaotra anao

 

Mahay manao ny zava-drehetra Ianao

Andriamanitry ny fahagagana

Famonjena

Fiantrana

Fo onena

Famelana

Aim-baovao

Fa ny fitiavany anao

 

Mahay manao ny zava-drehetra Ianao

Andriamanitry ny fahalalana

Fitahiana

Fitondrana

Fifaliana

Famelana

Aim-baovao

Fa ny fitiavany anao

 

Tolory ho ahy

Andriamanitra Fanahy

Manana anao

Manana anao

Fa fitiavana Ianao

Ka misaotra Anao izahay

 



31/03/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres