Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Ianao no irin'ny foko

Tompo ô, Ianao no irin'ny foko

Tompo ô, anilanao tsy foiko

Ka izay misy Anao no tiako hisy ahy

Izay itoeranao: tiako hitoerana

Tompo ô, Ianao no irin'ny foko

 



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres