Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Manantena Anao

Tompo ô, ny foko mbola manantena Anao

Ianao no tokan'ilay ho avin'ny fiainako

Tompo ô, ny foko dia mbola mahatoky Anao

Ianao ilay masoandro iray fahazavan'ny androko

 

Na tsy fantatro aza izay anton'ny fiainako anio

Sy ireo ranomaso indraindray mahakotsa ny tavako

Na tsy ho azoko aza izay fomba itondranao ahy

Dia mahatoky aho Tompo ô fa Ianao tsy handao ahy

 



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres