Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Tompo o, misandrata
Tompo o, ny herinao
Mihoatr'izao rehetr'izao
Ka ny famindram-ponao, manerana ny tany
Tsisy azo oharina, amin'ny fahatsaranao
Ary ho mandrakizay, ny fiandriananao
Fiv: Tompo o, misandrata amin'ny avo indrindra Ianao
Ka ny fiderana anao, manerana ny tany
Tompo o, aoka hiseho amin'ny fahalehibiazanao
Ka ny voninahitrao hameno anay
Fa Tompo Ianao, sy Andriamanitray
A découvrir aussi
Retour aux articles de la catégorie Paroles de chansons/ Tononkira -
⨯
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres