Tononkira: Misaora
Misaora an'I Jehovah ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora ny anarany masina
Misaora an'I Jehovah ry fanahiko
Ary aza misy adinoinao
Ny fitahiany rehetra
Fiv: Izay mamela ny helokao rehetra
Izay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay mitondra famonjena feno ho anao, Haleloia!
A découvrir aussi
Retour aux articles de la catégorie Paroles de chansons/ Tononkira -
⨯
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres