Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Revelation gospel - Ny fitiavanao

Fitiavana no naha toy izao anay

 

Tsy mety maty hatrizao

Ilay fitiavanao

Nomenao ahy

Mandrakotra ny fiainako

Mameno ny tontoloko

 

Tsy mety ritra hatrizao

Ilay fitiavanao

Nomenao ahy

Toa loharanao tsisy fetra

Nalain’ny amiko rehetra

Ilay fitiavanao

 

Mandresy tahotra

Mandresy ahiahy

Mampahery ny fanahy

Tompo ny fitiavanao

Mampifaly ny fo

Na mafy ny manjo

Tompo, ampy ahy mandrakizay ilay fitiavanao



02/08/2013
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres