Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Andrihananahary

Ilay nahary

Ao an-danitra ao

Ny zava-boahary

Mihira ho Anao

Tsy misalasala

Fa nodiavinao

Ka mahalala

Ny fitahianao

 

Ambarao ny hatsarany

Fa ny avao no tsy mety lany

Dia hahita ny famindram-pony isika

Hahita ny famindram-pony

 

Tsy tratry ny saina

Ny hamarinanao

Tsy ay lazaina 

Ny hamasinanao

Fa mpiandry tsara

Mitady ny very 

Mpikarakara, Rainay mahery

 

Ambarao ny hatsarany

Fa ny avao no tsy mety lany

Dia hahita ny famindram-pony isika

Hahita ny famindram-pony

 

Fa tsara, fa tsara Izy

 



13/10/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres