Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Antsoantso

Maro ireo efa nandà ny fanasana

Miantso azy ireo mba hiara-hikorana

Maro ireo efa nandre, fa vitsy no nilaza hoe

Hamaly ny antsony aho fa fifaliam-be

 

Fiv: Tsy hiato hiantso ny antsony aho satria

       Mamy loatra hoy aho ny miara-dia

       Tsy dia hoe manan-kolazaina lava izao

       Fa mba faly aho raha ho any koa ianao

       Ianao mihintsy mantsy no nasainy

       Ianao mihintsy no mba nantenainy

       Koa raha mbola misy koa ny azo atao

       Dia mba faly aho raha ho any koa ianao

 

Hikatona ny vavahadin'ny lanitra

Hanomboka amin'izay ny asara-manitra

Ireo nantsoina tsy namaly

Tavela ivelany ijaly

Fa fahoriana no nenina no any

 



06/04/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres