Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Fanekena

Imason'ny fisianao
Hiombona hanao dina aho
Hanjakao ny fo sy saina sy toetra
Mba ho Anao izay momba ahy rehetra

Ref: Reseo lahatra aho,izay no ilaiko
       Fa Raiko ianao, ankohonanao aho
       Voahosotra sy sahy, mitondra anaran-dray
       Tarihin'ny Fanahy

Efa nanolo-tena aho
Nefa te hanao ny fanekena aho
Ho hamasiniko ao am-poko ao ny Anaranao
Ho fihiniko ny fanjakanao

Jeso malala o! kasiho ny foko hahalala 
Sy handray ny fitiavan'ny Ray

 


 

 



25/07/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres