Tononkira: Rija Rasolondraibe - Hihira ny anaranao
Izany 'ty fahotako
Izany 'ty hadalako
Nihatra taman'ainao
Nefa nentinao
Noho ny fitiavanao
Ny avotry ny ranao
Ny hazo nijalianao
Niova izao rehetra izao e
Hoy Ianao hoe, velona aho e
Telo andro dia resy ny fahafatesana
Vita izy izay: Ianao dia velona mandrakizay
Ianao manjaka e, Ianao mpanjaka e
Nilaza fa hiverina indray
Marina izany e, indray andro any e
Izao tontolo izao
Hihira ny anaranao (x8)
Ny omaly sy ny androany
Raha mbola eto antany
Nihatra taman'ainao
Nefa nentinao
Mandra-pihaviko any
Ho toa Anao indray andro any
Isan'andro hisaina
Ny fanavotana
Hoy Ianao hoe, velona aho e
Telo andro dia resy ny fahafatesana
Vita izy izay: Ianao dia velona mandrakizay
Ianao manjaka e, Ianao mpanjaka e
Nilaza fa hiverina indray
Marina izany e, indray andro any e
Izao tontolo izao
Hihira ny anaranao (x8)
(x4)
oh oh oh oh oh oh oh oh
Hihira ny anaranao
Hihira ny anaranao (x8)
(x2)
oh oh oh oh oh oh oh oh
Hihira ny anaranao
Mandohalika aminao (x6)
Hihira ny anaranao (x2)
A découvrir aussi
- Tononkira: Rehefa misaina
- Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Fa very aho raha lavitra Anao
- Lyrics: The Brooklyn Tabernacle Choir - Church Medley
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres