Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Hitokana

Hitokana hitady Anao aho

Te ho any amin'izay misy Anao aho

Asandratro ny tanako ho any Aminao

Hikasika ny lambanao

Ho eo amin'ny fanatrehanao aho

Hanamasina ny Anaranao aho

Hanao vy very aina Aminao izay momba ahy

Ho marihinao ny fanahy

 

Inty aho hitsaoka Anao

Hitsaoka Anao

Miankohoka aho manome voninahitra Anao

Inty aho hitsaoka Anao

Hitsaoka Anao

Izao fiderana izao

Mba iandriananao



23/05/2014
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres