Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Natao hidera

Natao aho hidera Anao

Ka ny foko sy fanahy

Tompo ô hankalaza Anao

Ka ny androko rehetra

Hiderako tsisy fetra

Tompo ô ilay anaranao

 

   Hidera Anao aho

   Mandrakizay

   Hanandratra Anao

   Ry Ray

   Mila Anao ny fo

   Ho kaloiko

   Fa ny amiko dia izao:

   Natao aho hidera Anao

 


 



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres