Tononkira: Rija Rasolondraibe - Ilay ilo
Raha mihira ny anaran'ny Ray
Ka manandratra Azy izahay
Eo no amenony ny fanahy
Fanomezam-pahasoavana ho ahy
Ilay ilo tsara indrindra
No indro ahosotra ahy
Nataony am-poko ao
Ho hery vaovao
Ilay ilo ambony indrindra
No indro ahosotra ahy
Natokany ho an'izay
Mifankatia toy ny mpirahalay
Raha mitory ny fitiavanan'ny Ray
Vory amin'ny anarany izahay
Eo no amenony ny fanahy
Fanomezam-pahasoavana ho ahy
A découvrir aussi
- Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Ianao no irin'ny foko
- Lyrics: The Brooklyn Tabernacle Choir - Medley of change
- Tononkira: Avia mamenoa tanteraka
Retour aux articles de la catégorie Paroles de chansons/ Tononkira -
⨯
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres