Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Novelariny

Novelariny ao am-poko ankehitriny

Ny hazavana izay nitantanany ahy

Ny fiainako rehetra feno ny fisiany

Ka ny lalako lasa lavitra ahiahy

Fa nasehony ahy ny alemem-pFnahy

Faharetam-po izay tena lehibe

Izy minia, izay ho tia ahy

Izy mpitia, mpihaino sy mpandre

 

Jesosy ô,Jesosy ô

Tiako loatra ny fahasoavanao

Jesosy ô,Jesosy ô

Tsisy mihoatra ny fitiavanao

 

Tsy ho soloiko fa Izy tsara ho ahy

Ny finoako no fenony ny fanahy

Ny fitiavany no antoky ny foko

Izy no hany faneva ijoroako

Fa manana an'I Jesosy aho 

Manana ny Ray

Maniry ho toa Azy rahatrizay

Ka ny vavaka atao

Ho fihirambaovao

Izy anie ho tafaorina ao ampoko ao

 

Jesosy ô, Jesosy ô

Tiako loatra ny fahasoavanao

Jesosy ô, Jesosy ô 

Tiako loatra ny fitiavanao

Jesosy ô, Jesosy ô

Tiako loatra ny fahasoavanao

Jesosy ô, Jesosy ô

Tsisy mihoatra ny fitiavanao

 



13/10/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres