Tononkira: TAFA MAMI GOSPEL - Soa fa teo Ianao
Mafy fa zakaiko
Mangidy fa ateliko
Marary fa iafiko satria
Fanompoana Anao ry Ray
Ireo fakam-panahy
Manery ahy ny hijanona
Tsy hanohy ny lalanao Tompo tia
Tonga tsinontsinona
Soa fa teo Ianao
Nanamaivana ny mafy
Nampatsiro izay mangidy
Nanasitrana ny ratra
Soa fa teo Ianao
Namporisika ahy hatrany
Ka na mafy izay sedraina
Eo Ianao ilay tokin'aina
A découvrir aussi
Retour aux articles de la catégorie Paroles de chansons/ Tononkira -
⨯
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres