Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Tano mafy

Eto aminao, fialofako

Tsisy ahiahy fa tokiko ny sandrinao

 

Tano mafy aho Jesosy

Tehirizo hitoetra

Anao aho ka fihino

Hifikitra Aminao

 

Andevon'ota aho nafahanao

Tonga mpanompo ny fahamarinanao

Hanompo Anao

 

Hatrizay dia tsy mba nandao ahy

Fa teto amiko foana

Jesosy naneho isan'andro

Fa tia ahy, fa tia ahy



28/11/2013
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres