Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Tefeo ny foko

Tefeo ny foko ho Anao

Ka ho zava-drehetra amiko Ianao

Diniho lalina aho

Ny foko ho tonga fonenanao

 

Ho fonenanao Aho (2)

Izay rehetra atao

Hanome làlana ato am-poko

Ho fitoerana

Araka izay irianao

 




02/06/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres