Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Asandratro ny tanako

Maty ho antsika Jesosy Kristy, tsy mendrika fankasitrahana ve izany? Atolory Azy ny fonao fa Izy ilay Mpanjakan'ny Mpanjaka, ilay tsy nanan-tsiny kanefa nanaiky nitondra ny otantsika rehetra mba hamonjena antsika.

 

__________________________________________________________________________

 

Asandratro ny tanako, ho Anao Jeso

Mpanjakako, Ianao ilay mpanjakan'ny foko

 

Fiv: Tsy manana hafa aho

       Tompoko, afatsy Ianao

       Ianao no irian'ny foko

       Tsy misy fetra tokoa

       Ateriko, ho Anao Tompo o!

       Ny saotrako


 




04/02/2012
3 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres