Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Ianao no mpanjaka

Ny tany sy lanitra miankohoka

Ny voahary manontolo mitsaoka Anao

Ny hery rehetra dia manaiky Anao, Anao

 

Ny tafiotra tsy maintsy mitsahatra

Ny olana tsy maintsy mandohalika

Ny hery rehetra dia manaiky Anao, Anao

 

Ianao no mpanjaka

Rain'ny mandrakizay

Jehovah El Shaddaï

Andriamanitray

Ianao no hasandratray 

Fa Tompon'ny Tompo Ianao

Raiso ny fiderana

Fa mendrika indrindra Ianao

 




12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres