Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Mino aho

Mino aho Tompo ô fa Andriamanitra Ianao

Mino aho Tompo ô fa mpanjaka Ianao

 

Fiv: Mino ny fahefanao aho

       Mino koa ny herinao aho

       Mino aho fa mahavonjy ahy Ianao

 

Mino aho Tompo ô fa Tsitoha Ianao

Mino aho Tompo ô fa tsy miova Ianao

 

Mino aho Tompo ô fa mahery Ianao

Mino aho Tompo ô fa mahery Ianao

 

Mino aho fa hainao atao ny zavatra rehetra

Mino aho fa ny herinao dia hery tsy voafetra

Mino aho fa na inona anio olana sedraina 

Ianao no miady ho ahy

Ka mahatoky tokoa aho 

Mino aho fa Ianao hampandresy ahy

 



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres