Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Andriamanitray

Andriamanitray ô!

Indreto izahay e!

Avy hidera Anao ô!

Ianao mahalala anay e!

 

Mpanjakanay

Mpamonjinay

Jesosy ô, mpanjakanay

Mpamonjinay 

 

Jesosy ô, mahalala anay!

 

Andriamanitray ô!

Iriko mafy Ianao e!

Andriamanitray ô!

Mitoera am-poko ao e!

 

Mpanjakanay

Mpamonjinay

Jesosy ô, mpanjakanay

Mpamonjinay 

 

Tompon'ny hery rehetra Ianao

Tsy misy mihintsy ny toa Anao

Fitiavan'ny Ray tsy mba mivily 

Jesosy mpanjaka no ambony indrindra

 

Jesosy ô! mahalala anay

 

 



13/10/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres