Tononkira: Rija Rasolondraibe - Hiara-hivavaka isika
Tsy hana-java mahory isika
Hiara hivavaka hatrany hatrany
Io no lakanay hi enti-miampita
Hitondrany antsika mankany
Kiviky saika resy ianao
Fa toa ory hava-manana
Amin'ny anaran'I Jesosy andao
Hifanaiky hifandray tanana
Hiara hivavaka isika
Tsy mivadika Andriamanitra
Hiara hivavaka isika
Mandra-pisokatry ny lanitra
Fa maintsy ho tafita
Re izany any an-danitra any
Fa ankohonana isika
Am-po, am-panahy, amin'ny ràny
Ho velombelominy ianao
Eny amoron-drano fialan-tsasatra
Tsy hisy tsy ho hainao atao
Voatsinampinao io lanja miakatra
Na ny aloky ny fahafatesana aza
Tsy ahasakana ny fahagagana
Ny aizim-pito no mampilaza
Fa efa manakaiky ny fahazavana
Tsy hisy hampimalo na sarotra aza ny lalana
Ny mason'ny fahavalo ny latabatra hinanana
Fa ny manana ny fahamarinana no hany lalàna hitondrany
Hatrany am-parany noho ny Anarany
-------------------------------------------------------------
Oh oui, on n'y arrivera
On ne manquera de rien
Quand tu pries, tu combats
Tu te maintiens sur Son chemin
Tu dis que tu n'en peux plus
Que ça ne sert à rien
Je dis au nom de Jésus viens et prend ma main (x2)
Prions encore
Fidèle est Son nom
Prions encore
Jusqu'à percer l'horizon
Avec Son Esprit
Oui, nous serons vainqueurs
Nous sommes sa famille de sang, d'esprit, de coeur (x2)
Près des eaux paisibles
Il va tout restaurer
Je sais que rien n'est impossible
Il suffit d'un grain de senevé
Et même si la mort met son ombre
Le père entend nos prières
Après le moment le plus sombre, viendra la lumière (x2)
Il nous sanctifie dans l'adversité
C'est devant l'ennemi
Que pour nous la table est dressée
Et Il nous conduit dans la justice
La vérité sous son oonction
A cause de Son Nom
A découvrir aussi
- Tononkira: Rija Rasolondraibe - Asehoy ahy
- Don Moen - God is good
- Tononkira: Revelation gospel - Ny fitiavanao
Inscrivez-vous au blog
Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour
Rejoignez les 58 autres membres