Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Ho derainay

Ho derainay

Ho asandratray

Ilay Zanaky ny Ray

 

Ndao handihy 

Eo anatrehany 

Asandrato ny fo

Hitsaoka tokoa

Mihobia

Fa velona anie

Ilay Tompon'ny Tompo

Namonjy marobe

 

Jesosy irery ihany

No nahavita izany

Tsy fiafarany

Ny fanjakany

 

Ndao handihy

Eo anatrehany

Hira fihobiana

Hiakam-pifaliana

Mihobia 

Dia ankalazao 

Ilay efa nandresy 

Izao tontolo izao

 

Jesosy irery ihany

No nahavita izany

Tsy fiafarany

Ny fanjakany

 

 

 

 



13/10/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres