Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Rija Rasolondraibe - Manana

Manana anjara fiononana

Mino ao anatin'ny fiangonana

Izao teo sy eo ampisoronana

Tsy ho avelany eto fa ankohonana

 

Nanjavona hono ny sasany

Poa toa izay dia efa lasa any

Indray mipia maso dia any

veloma ry tany e

Hihaona amin'ny Tompo 

Eny amin'ny habakabaky ny lanitra

Hisintaka kely

Hiomakomana any andanitra any 

 

Dia hamirapiratra ny tavany e

Hamirapiratra ny tavany e

Homba antsika mianakavy anie ny Tompo

Hampamirapiratra ny tavany e

Handre ny fahatongavany e

Ho avy haka ny havany

Homba antsika mianakavy anie ny Tompo

Hampamirapiratra ny tavany e

 

Tsy hanavahana fiangonana

Fa valisoa iray iombonana

An'ny mino rehetra ny fanangonana

Tsy ho avelany eto fa ankohonana

 



19/10/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres