Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Jeunes Malgaches pour Jésus Christ

Tononkira: Jocelyn Ranjarison - Jesoa no mpanjaka

Jesoa no mpanjaka avo indrindra

Jesoa no mpanjakan'ny fiainako

Izy no mahery, Ray Tsitoha

Lehibe amin'ny ataony

 

Izy no mpiandry tsara ho ahy

Na anaty ady sarotra 

Tsy avelany hangahiahy

Fa ny tànany no hamonjeny ahy

 

Ny fahefana eo Aminy

Ny fanjakana dia Azy

F'Izy no Andriamanitra

Tompo sy mpanjakan'ny mpanjaka

 



12/05/2012
0 Poster un commentaire

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 58 autres membres